logo RTV HFF
ZHYAH

jésus, jesosy, jeso, yeso, yesu, yeshua, yesoua ary yehoshua dia andriamanitra diso avokoa.
YAHOSHUAH (YAHHOSHUA) irery ihany no Andriamanitra marina

(YAHHOSHUA)

(YAHHOSHUA)

Tsy mihaino ny mpanota mihitsy ilay ANDRIAMANITRA Tena marina.
Hadalana ny anao raha mbola hivavaka

MITANDREMA AMIN'IREO IZAY MILAZA HOE MIARAKA AMIN'I DADA YAH YAHVAH SY YAHHOSHUA IREO.

MITANDREMA AMIN'IREO MPISOLOKY IREO

MBOLA MPANOTA FOANA IZY IREO ARY TSY METY TANTERAKA NO SADY MBOLA MIARAKA AMIN'IREO ANDRIAMANITRA TSY IZY TALOHA IREO IHANY.

VERY ANY AMIN'NY HELO NY MPANOTA

MANORO HEVITRA ANAO IZAHAY MANARAHA AN'I AMBASSADEUR AN'YAHHOSHUA EL ' YAH

YAHHOSHUA ANIE HITANTANA NY LALANAO SY HAMONJY ANAO.

AFAKA ARAHINAO NY VIDEO AN'IREO FAMPIANARANA AMIN'NY TENY VAHINY

Radio mivantana @ teny Malagasy

Free Shoutcast HostingRadio Stream Hosting

Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny hffstation.Caster.fm

Fampianarana rehetra amin'ny teny Malagasy

Nº 56 N°03 - Coran no diso , Torah no marina. Porofo

Nº 55 N°02 - Hafatra ho an'ny mpitondra fanjakana manerana an'izao tontolo izao mikasika ny ady sy ny loza

Nº 54 N°01 - Andriamanitr'i Abrahama : iza no boky tena milaza AZY marina? korany an'ny silamo sa torah an' ny jiosy (Israeliana) ?

Nº 53 N°23 -jesosy DIA AVY AMIN'NY devoly. POROFO

Nº 52 N°22 - Efa niteny EL ' YAH tsy aharesy an'i Rosia izany ianareo ry OTAN. bibidia io.

Nº 51 N°21 - EFA TONGA NY EXTRATERRESTRE. MIOMANA RY OLOMBELONA NY AMIN'NY LOZA

Nº 50 N°20 - OTAN, AZA MIADY AMIN'NY ROSIANA. IO NY BIBIDIA. HO FATY EO IANAREO

Nº 49 N°19 - jesosy, MPIARA-MIASA AMIN'NY devoly. MBA TONGA SAINA

Nº 48 N°18 - ATSIPIN'i jesosy ANY AMIN'NY HELO DAHOLO IZAY MIVAVAKA aminy

Nº 47 N°17 - MANINONA NO INOANA ZHYAH EL ' YAH?

Nº 46 N°16 - NY MPANOTA TSY MAINTSY MAKANY AMIN'NY HELO. MIOMANA E!

Nº 45 N°15 - EFA TONGA NY EXTRATERRESTRE SY NY OVNI HOY EL ' YAH

Haino aman-jery eto Madagasikara

Televiziona

  • Antananarivo: 655,25MHz canal 44

Onjam-peo (Radio FM)

  • Antananarivo: 97.2 FM
  • Majunga: 104 FM
  • Tamatave: 104.8 FM
  • Tuléar: 104 FM
  • Fianarantsoa: 104 FM
  • Ambatondrazaka: 91.4 FM
  • Ambositra: 104.4 FM
  • Antsiranana: 104.6 FM
  • Manakara: 104.2 FM
  • Antsirabe: 104.6 FM

Hetsika

Fety be ny mpisorona